-
Isaia 31:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Misidina mafy hiaro ny zanany ny vorona. Dia ho toy izany koa no hiarovan’i Jehovah Tompon’ny tafika an’i Jerosalema.+
Hiaro azy izy sady hamonjy azy.
Hitsimbina ny ainy izy sady hanavotra azy.”
-