1 Samoela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no mamono mahafaty sy mitsimbina ny aina;*Izy no mampidina any amin’ny Fasana,* sy mampiakatra avy any.+ Joba 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Navotany tsy ho lasa any an-davaka* aho,*+Ka hahita ny mazava ny aiko.’ Salamo 71:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Na dia nataonao nahita fahoriana sy loza maro aza aho,+Dia mba ataovy velombelona indray;Ampiakaro avy any amin’ny faritra* lalina amin’ny tany aho.+
6 I Jehovah no mamono mahafaty sy mitsimbina ny aina;*Izy no mampidina any amin’ny Fasana,* sy mampiakatra avy any.+
20 Na dia nataonao nahita fahoriana sy loza maro aza aho,+Dia mba ataovy velombelona indray;Ampiakaro avy any amin’ny faritra* lalina amin’ny tany aho.+