-
Jona 2:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nilentika aho ka tonga hatrany amin’ny fototry ny tendrombohitra.
Nihidy mandrakizay teo alohako ny vavahadin’ny tany.
Nampiakarinao avy tao anaty lavaka anefa ny aiko, ry Jehovah Andriamanitro ô!+
-