Salamo 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+ Salamo 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, nosintoninao niakatra avy tany amin’ny Fasana* aho.+ Tsy navelanao ho faty aho; tsy navelanao hilentika tany anaty lavaka* aho.+ Isaia 38:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Asan’ny Apostoly 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 fantatr’i Davida mialoha fa hitsangana amin’ny maty i Kristy ary efa niresaka momba an’izany izy. Noresahiny hoe tsy nafoy tao amin’ny Fasana* i Jesosy sady tsy lo ny nofony.+
10 Fa tsy ho foinao hijanona ao amin’ny Fasana*+ aho. Tsy havelanao hahita ny lavaka* ilay mpanomponao tsy mivadika.+
3 Jehovah ô, nosintoninao niakatra avy tany amin’ny Fasana* aho.+ Tsy navelanao ho faty aho; tsy navelanao hilentika tany anaty lavaka* aho.+
31 fantatr’i Davida mialoha fa hitsangana amin’ny maty i Kristy ary efa niresaka momba an’izany izy. Noresahiny hoe tsy nafoy tao amin’ny Fasana* i Jesosy sady tsy lo ny nofony.+