Salamo 103:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+ 16 Vao tsofin’ny rivotra anefa izy dia tsy eo intsony,Hoatran’ny hoe tsy teo mihitsy.*
15 Mihelina toy ny ahitra ny androm-piainan’ny olombelona mety maty;+Mamony toy ny voninkazo eny an-tsaha izy.+ 16 Vao tsofin’ny rivotra anefa izy dia tsy eo intsony,Hoatran’ny hoe tsy teo mihitsy.*