FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 34:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Mandehana miresaka amin’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, dia lazao aminy hoe: “Izao no tenin’i Jehovah: ‘Hataoko resin’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity ka hodorany.+ 3 Ary tsy ho afa-mandositra azy ianao, satria tsy maintsy ho tratra ka hatolotra eo an-tanany.+ Hifanatri-maso amin’ny mpanjakan’i Babylona ianao, ary izy hiresaka mivantana aminao. Dia hoentina any Babylona ianao.’+

  • Jeremia 37:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia hiverina indray ny Kaldeanina ka hanafika an’ity tanàna ity sy haka azy ary handoro azy.”+

  • Jeremia 37:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia naniraka olona haka an’i Jeremia i Zedekia Mpanjaka. Ary nanontany azy mangingina tao an-tranony*+ ny mpanjaka hoe: “Niteny zavatra taminao ve i Jehovah?” Dia namaly i Jeremia hoe: “Ie!” Hoy ihany izy: “Hatolotra eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babylona ianao!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara