FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 32:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hiditra ato amin’ity tanàna ity ny Kaldeanina izay manafika azy, ka handoro azy. Hodorany+ koa ny trano nanoloran’ny olona fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanaovana sorona ho an’i Bala sy nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa mba hampahatezitra ahy.’+

  • Jeremia 34:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “‘Izaho no hanome baiko’, hoy i Jehovah, ‘ka haveriko eto amin’ity tanàna ity izy ireo. Dia hotafihiny ity tanàna ity, ka halainy sy hodorany.+ Hataoko lasa ngazana tsy misy mponina ireo tanànan’i Joda.’”+

  • Jeremia 39:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nodoran’ny Kaldeanina avy eo ny tranon’ny* mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara