29 Hiditra ato amin’ity tanàna ity ny Kaldeanina izay manafika azy, ka handoro azy. Hodorany+ koa ny trano nanoloran’ny olona fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanaovana sorona ho an’i Bala sy nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa mba hampahatezitra ahy.’+