Nehemia 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia hoy izy ireo: “Tena voa mafy sy afa-baraka ireo sisa avy natao sesitany, izay any amin’ny faritany.+ Ny mandan’i Jerosalema koa mbola rava,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+ Jeremia 39:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nodoran’ny Kaldeanina avy eo ny tranon’ny* mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+
3 Dia hoy izy ireo: “Tena voa mafy sy afa-baraka ireo sisa avy natao sesitany, izay any amin’ny faritany.+ Ny mandan’i Jerosalema koa mbola rava,+ ary kilan’ny afo ny vavahadiny.”+
8 Nodoran’ny Kaldeanina avy eo ny tranon’ny* mpanjaka sy ny tranon’ny vahoaka,+ ary narodany ny mandan’i Jerosalema.+