8 Ary ho lasa korontam-bato mivangongo ity trano ity,+ ka ho gaga izay rehetra mandalo eo. Hisioka izy ireo dia hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany ity sy ity trano ity?’+
14 Koa hataoko hoatran’i Silo ilay trano mitondra ny anarako,+ na dia itokisanareo+ aza. Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razambenareo ity.+