FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Maka kitay ny ankizy ary mandrehitra afo ny rainy, dia ny vehivavy mamolavola koba mba hanaovana mofo atao fanatitra ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra.*+ Mandraraka fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa koa izy ireo, mba hampahatezitra ahy.+

  • Jeremia 19:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hanjary haloto hoatran’ny eto Tofeta+ ireo trano ao Jerosalema sy ny tranon’ireo mpanjakan’ny Joda. Haloto izay trano rehetra nanolorana fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanaovana sorona ho an’izay rehetra eny amin’ny lanitra,+ sady nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa.’”+

  • Jeremia 44:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Izao no lazain’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Notanterahinareo sy ny vadinareo izay nolazainareo. Niteny mantsy ianareo hoe: “Tsy maintsy hefainay ny voady nataonay, dia ny hanao sorona ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra* sy ny handraraka fanatitra zava-pisotro ho azy.”+ Hanefa ny voadinareo tokoa ianareo vehivavy, ary hanatanteraka ny voadinareo.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara