FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 7:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Maka kitay ny ankizy ary mandrehitra afo ny rainy, dia ny vehivavy mamolavola koba mba hanaovana mofo atao fanatitra ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra.*+ Mandraraka fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa koa izy ireo, mba hampahatezitra ahy.+

  • Jeremia 44:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Namaly an’i Jeremia ny lehilahy rehetra izay nahalala fa nanao sorona ho an’ny andriamani-kafa ny vadiny, sy ny vehivavy rehetra nitsangana teo, izay tena be dia be, ary ny vahoaka manontolo nipetraka tatỳ Ejipta,+ tao Patrosa.+ Hoy izy ireo taminy:

  • Jeremia 44:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izay teny rehetra efa nolazainay ihany no hotanterahinay: Hanao sorona ho an’ny Mpanjakavavin’ny Lanitra* izahay, ary handraraka fanatitra zava-pisotro ho azy,+ hoatran’ny efa nataonay sy nataon’ny razambenay, sy ny mpanjakanay, ary ny andriananay tao amin’ireo tanànan’i Joda sy teny amin’ny lalan’i Jerosalema. Voky hanina sy niadana izahay tamin’izany, ary tsy nisy loza nanjo anay mihitsy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara