-
Rota 4:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia hoy i Boaza tamin’ny anti-panahy sy ny olona rehetra teo: “Ianareo no vavolombelona+ androany, fa hovidiko amin’i Naomy daholo izay an’i Elimeleka sy izay an’i Kiliona sy Malona.
-