FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ho fananan’i Abrahama, dia fananana novidiny teo imason’ny taranak’i Heta, teo imason’izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanàna.

  • Rota 4:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nieritreritra aho hoe tokony hampahafantatra an’izany aminao, sady hiteny hoe: ‘Vidio eto anatrehan’ny mpiara-monina amintsika sy ny anti-panahy eto amin’ny firenentsika+ ilay izy. Raha hanavotra an’ilay izy ianao dia avoty, fa raha tsy hanavotra kosa dia mba ilazao aho. Tsy misy olon-kafa tokony hanavotra azy io afa-tsy ianao mantsy, ary izaho no manarakaraka anao.’” Dia hoy ilay rangahy: “Hay, vonona aho.”+

  • Jeremia 32:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nomeko an’i Baroka+ zanak’i Neria,+ zanak’i Mahaseia, ilay taratasy fifampivarotana. Nomeko azy teo anatrehan’i Hanamela zanaky ny rahalahin-draiko ilay izy, sy teo anatrehan’ireo vavolombelona nanoratra tao amin’ilay taratasy, ary teo anatrehan’ny Jiosy rehetra nipetraka teo amin’ny Tokotanin’ny Mpiambina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara