FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 23:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ho fananan’i Abrahama, dia fananana novidiny teo imason’ny taranak’i Heta, teo imason’izay rehetra niditra teo am-bavahadin’ny tanàna.

  • Jeremia 32:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Koa novidiko tamin’i Hanamela zanaky ny rahalahin-draiko ilay saha tao Anatota. Nolanjaiko ny vola+ homena azy, dia fito sekely* sy volafotsy folo sekely. 10 Nanao taratasy fifanekena+ sy nanisy tombo-kase an’ilay izy aho avy eo, ary naka vavolombelona,+ dia nandanja ny vola tamin’ny mizana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara