-
Zakaria 8:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘“Tapa-kevitra ny handefa loza taminareo aho taloha satria tena nampahatezitra ahy ny razambenareo, ary tsy nanenina aho”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.+ 15 Dia tapa-kevitra hoatr’izany koa aho izao ny hanao soa amin’i Jerosalema sy ny taranak’i Joda.+ Koa aza matahotra!”’+
-