Salamo 102:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa hanorina indray an’i Ziona i Jehovah;+Hiseho amim-boninahitra izy.+ Salamo 147:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manorina an’i Jerosalema i Jehovah;+Angoniny ireo Israelita miparitaka.+ Jeremia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+
6 Hitsinjo azy ireo ny masoko, ary hampodiko eto amin’ity tany ity+ izy ireo, ka haoriko fa tsy horavako, ary hamboleko fa tsy hongotako.+