-
Ezekiela 37:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 ‘Hataoko ao aminareo ny fanahiko ka ho velona indray ianareo.+ Hapetrako ao amin’ny taninareo koa ianareo. Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho Jehovah no niteny sy nanatanteraka an’izany’, hoy i Jehovah.”
-