-
Deoteronomia 28:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina rehetra eny amin’ny lanitra sy ny bibidia ny fatinao, nefa tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+
-
-
Salamo 79:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Nomen’izy ireo ho sakafon’ny voro-manidina ny fatin’ny mpanomponao,
Ary ho an’ny bibidia ny nofon’ireo tsy mivadika aminao.+
-