-
Jeremia 7:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’ity vahoaka ity. Ary tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+
-
-
Jeremia 9:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Teneno hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah:
“Hiampatrampatra ny fatin’ny olona, ka ho toy ny zezika eny an-tsaha,
Sy ho toy ny varimbazaha vao avy nojinjaina
Nefa tsy misy manangona.”’”+
-