-
Jeremia 22:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Koa izao no lazain’i Jehovah momba an’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
‘Tsy hisy hisaona azy, ka hiteny hoe:
“Indrisy, ry rahalahiko! Indrisy, ry anabaviko!”
Tsy hisy hisaona azy, ka hiteny hoe:
“Indrisy, ry tompoko! Indrisy, ry ilay hajaina!”
-