30 Koa izao no lazain’i Jehovah mba hanamelohana an’i Joiakima mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy amin’ny taranany hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ ary ny fatiny havela hodanihin’ny andro amin’ny antoandro ary hirotsahan’ny lanezy manify amin’ny alina.+