-
Jeremia 16:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Izao mantsy no lazain’i Jehovah momba an’ireo zanakalahy sy zanakavavy teraka eto, sy momba ny ray sy ny reny niteraka azy teto amin’ity tany ity: 4 ‘Ho fatin’ny aretina mahafaty+ izy ireny, nefa tsy hisy hisaona na handevina azy. Ho lasa zezika eny ambonin’ny tany+ izy ireny. Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary+ izy ireny, ary ho sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatiny.’
-