FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 10:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa niala teo izy, dia nifanena tamin’i Jonadaba+ zanak’i Rekaba,+ izay tamy hitsena azy. Dia niarahaba* an’i Jonadaba izy, ka niteny taminy hoe: “Manohana ahy amin’ny fonao manontolo ve ianao, hoatr’ahy manohana anao amin’ny foko manontolo?”*

      Ary namaly i Jonadaba hoe: “Ie!”

      Dia hoy i Jeho: “Atolory ahy àry ny tananao.”

      Koa natolony azy ny tanany, ka nosintonin’i Jeho hiakatra tao amin’ny kalesiny niaraka taminy izy.

  • 1 Tantara 2:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Ary ny fianakavian’ny mpitan-tsoratra nipetraka tao Jabeza dia ny Tiratita sy ny Simeatita ary ny Sokatita. Ireo no Kenita+ avy tamin’i Hamata razamben’ny taranak’i Rekaba.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara