-
Jeremia 7:24, 25Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tsy nihaino anefa izy ireo na nanongilan-tsofina,+ fa nandeha araka izay saim-pantany* sady nikiry nanaraka ny fo ratsiny.+ Nihemotra àry izy ireo fa tsy nandroso, 25 hatramin’ny andro nivoahan’ny razambenareo avy tany Ejipta ka hatramin’izao.+ Koa nirahiko tany aminareo foana ny mpaminany mpanompoko rehetra isan’andro, ary imbetsaka aho no naniraka azy ireny tany aminareo.*+
-