-
Jeremia 7:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Mbola nanao an’izany rehetra izany ihany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary na dia efa niteny anareo imbetsaka* aza aho, dia tsy nihaino ianareo.+ Niantso anareo foana aho, fa tsy namaly ianareo.+ 14 Koa hataoko hoatran’i Silo ilay trano mitondra ny anarako,+ na dia itokisanareo+ aza. Ary hataoko toy izany koa ity toerana nomeko anareo sy ny razambenareo ity.+
-