2 Mpanjaka 23:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Lasa mpanjaka i Joiakima+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema+ izy. Zebida no anaran-dreniny, ary zanak’i Pedaia avy any Romaha izy io. Jeremia 25:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nahazo hafatra momba ny vahoakan’ny Joda rehetra i Jeremia, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.
36 Lasa mpanjaka i Joiakima+ tamin’izy 25 taona, ary nanjaka 11 taona tany Jerosalema+ izy. Zebida no anaran-dreniny, ary zanak’i Pedaia avy any Romaha izy io.
25 Nahazo hafatra momba ny vahoakan’ny Joda rehetra i Jeremia, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda, izany hoe tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.