FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 24:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Tonga nanafika an’ilay tany i Nebokadnezara+ mpanjakan’i Babylona tamin’ny andron’i Joiakima. Koa lasa mpanompon’i Nebokadnezara nandritra ny telo taona i Joiakima. Nikomy taminy anefa izy tamin’ny farany.

  • Jeremia 36:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Izao no nolazain’i Jehovah tamin’i Jeremia tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:

  • Jeremia 46:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Momba an’i Ejipta.+ Izao no voalaza momba ny tafik’i Farao Neko+ mpanjakan’i Ejipta izay resin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona tany Karkemisy, teo akaikin’ny Reniranon’i Eofrata, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:

  • Daniela 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Joiakima+ mpanjakan’ny Joda, dia tonga tany Jerosalema i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona, ka nataony fahirano ilay tanàna.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara