FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 25:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamiko: “Raiso etỳ an-tanako ity kaopy misy ny divain’ny fahatezerako ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra anirahako anao.

  • Jeremia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nampisotroiko koa avy eo i Farao mpanjakan’i Ejipta, ny mpanompony, ny andrianany, ny vahoakany rehetra,+

  • Ezekiela 29:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, mitodiha any amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta, ary maminania hoe hisy loza hanjo azy sy Ejipta manontolo.+

  • Ezekiela 32:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, manaova hira fisaonana an’i Farao mpanjakan’i Ejipta, ka lazao aminy hoe:

      ‘Hoatran’ny liona tanora matanjaka ianao teo amin’ireo firenena,

      Nefa natao izay hampangina anao.

      Hoatran’ny biby ngezabe any an-dranomasina+ ianao, ka nipelipelika nampitobaka rano teny amin’ny renirano.

      Dia nokobakobaninao tamin’ny tongotrao ny rano mba hiakaran’ny fotaka, ary nolotoinao ny renirano.’*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara