-
Isaia 51:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Mifohaza! Mifohaza!
Mitafia hery, ry sandrin’i Jehovah!+
Mifohaza toy ny tamin’ny andro fahiny, toy ny tamin’ny andron’ireo taranaka taloha!
10 Tsy ianao ve no nanao izay haharìtra ny ranomasina, dia ny rano lalina be?+
Tsy ianao koa ve no nanao ny ranomasina lalina ho lalana hiampitan’ireo navotana?+
-