-
Ezekiela 31:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “‘Iza amin’ny hazo tao Edena no be voninahitra sy lehibe hoatr’anao?+ Hampidinina any ambanin’ny tany miaraka amin’ny hazo tao Edena anefa ianao. Hiara-mivalampatra amin’ny olona tsy mifora ianao, dia amin’ny olona matin’ny sabatra. Izany no hanjo an’i Farao sy ny vahoakany rehetra’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
-