FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Natsipiny tao an-dranomasina ny kalesin’i Farao sy ny tafiny,+

      Ary nilentika tao amin’ny Ranomasina Mena ny miaramilany mahery indrindra.+

  • Nehemia 9:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nanao famantarana sy fahagagana àry ianao mba hanasaziana an’i Farao sy ny mpanompony rehetra ary ny olon-drehetra tao amin’ny taniny.+ Fantatrao mantsy fa nataony tsinontsinona+ ny razambenay. Dia nataonao nalaza ny anaranao, ary mbola malaza ilay izy hatramin’izao.+ 11 Nosarahinao teo alohan-dry zareo ny ranomasina, ka niampita teo amin’ny tany maina ry zareo.+ Fa ny mpanenjika azy kosa natsipinao mafy tany amin’ny lalina be, hoatran’ny vato natsipy tany anaty rano mahery.+

  • Salamo 106:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Sy zavatra mahatalanjona tany amin’ny tanin’i Hama,+

      Ary zavatra mampahatahotra teo amin’ny Ranomasina Mena.+

  • Ezekiela 29:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Lazao hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:

      “Hanameloka anao aho, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+

      Ilay biby ngezabe any an-dranomasina ao amin’ny lakandranon’i Neily.*+

      Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily,*

      Dia izaho no nanao azy ho ahy.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara