Salamo 87:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hisaiko ho anisan’ireo mahalala* ahy i Rahaba+ sy Babylona;Izao no holazaina momba an’ireo any Filistia sy Tyro ary Kosy: “Teraka tany Ziona io olona io.” Salamo 89:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny novonoina ho faty.+ Ny sandrinao matanjaka no nanaparitahanao ny fahavalonao.+ Isaia 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy misy ilana azy mihitsy ny fanampian’i Ejipta.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba,+ ilay mipetra-potsiny.”
4 Hisaiko ho anisan’ireo mahalala* ahy i Rahaba+ sy Babylona;Izao no holazaina momba an’ireo any Filistia sy Tyro ary Kosy: “Teraka tany Ziona io olona io.”
10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny novonoina ho faty.+ Ny sandrinao matanjaka no nanaparitahanao ny fahavalonao.+
7 Fa tsy misy ilana azy mihitsy ny fanampian’i Ejipta.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba,+ ilay mipetra-potsiny.”