Salamo 89:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny novonoina ho faty.+ Ny sandrinao matanjaka no nanaparitahanao ny fahavalonao.+ Isaia 30:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa tsy misy ilana azy mihitsy ny fanampian’i Ejipta.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba,+ ilay mipetra-potsiny.”
10 Notorotoroinao i Rahaba,+ ka toy ny novonoina ho faty.+ Ny sandrinao matanjaka no nanaparitahanao ny fahavalonao.+
7 Fa tsy misy ilana azy mihitsy ny fanampian’i Ejipta.+ Izany no iantsoako azy hoe: “Rahaba,+ ilay mipetra-potsiny.”