FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 36:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ankoatra izany, dia nataon’i Neko+ mpanjakan’i Ejipta ho mpanjakan’i Joda sy Jerosalema i Eliakima rahalahin’i Joahaza, ka novany hoe Joiakima ny anarany. Nalainy kosa i Joahaza rahalahiny, ka nentiny tany Ejipta.+

  • Jeremia 22:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Koa izao no lazain’i Jehovah momba an’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:

      ‘Tsy hisy hisaona azy, ka hiteny hoe:

      “Indrisy, ry rahalahiko! Indrisy, ry anabaviko!”

      Tsy hisy hisaona azy, ka hiteny hoe:

      “Indrisy, ry tompoko! Indrisy, ry ilay hajaina!”

      19 Halevina toy ny fandevina ampondra izy,+

      Ka hotaritaritina sy hariana

      Any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema.’+

  • Jeremia 36:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa izao no lazain’i Jehovah mba hanamelohana an’i Joiakima mpanjakan’ny Joda: ‘Tsy hisy amin’ny taranany hipetraka eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida,+ ary ny fatiny havela hodanihin’ny andro amin’ny antoandro ary hirotsahan’ny lanezy manify amin’ny alina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara