Jeremia 36:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Na dia niangavy an’ilay mpanjaka aza i Elnatana+ sy Delaia+ ary Gemaria+ mba tsy handoro an’ilay horonam-boky, dia tsy nohenoiny izy ireo.
25 Na dia niangavy an’ilay mpanjaka aza i Elnatana+ sy Delaia+ ary Gemaria+ mba tsy handoro an’ilay horonam-boky, dia tsy nohenoiny izy ireo.