12 Dia nidina nankao an-tranon’ny mpanjaka izy, tao amin’ny efitry ny mpitan-tsoratra. Hitany nipetraka tao daholo ny andriana: I Elisama+ mpitan-tsoratra, Delaia zanak’i Semaia, Elnatana+ zanak’i Akbora,+ Gemaria zanak’i Safana, Zedekia zanak’i Hanania, ary ny andriana hafa rehetra.