Jeremia 36:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Makà horonam-boky, ka soraty ao ny teny rehetra nolazaiko taminao, tamin’izaho nanameloka ny Israely sy ny Joda+ ary ny firenena rehetra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany nitenenako taminao tamin’ny andron’i Josia ka hatramin’izao.+
2 “Makà horonam-boky, ka soraty ao ny teny rehetra nolazaiko taminao, tamin’izaho nanameloka ny Israely sy ny Joda+ ary ny firenena rehetra,+ nanomboka tamin’ny andro voalohany nitenenako taminao tamin’ny andron’i Josia ka hatramin’izao.+