Jeremia 38:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ary henon’i Sefatia zanak’i Matana, sy Gedalia zanak’i Pasora, sy Jokala+ zanak’i Selemia, ary Pasora+ zanak’i Malkia ny teny nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka manontolo, hoe: Jeremia 38:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy ireo andriana tamin’ny mpanjaka: “Mba asaivo vonoina ho faty iny lehilahy iny,+ fa manakivy* an’ireo miaramila sisa ato an-tanàna sy ny vahoaka rehetra izany teniny izany. Tsy mitady izay hiadanan’ity firenena ity mantsy iny lehilahy iny, fa izay hahitany loza.”
38 Ary henon’i Sefatia zanak’i Matana, sy Gedalia zanak’i Pasora, sy Jokala+ zanak’i Selemia, ary Pasora+ zanak’i Malkia ny teny nolazain’i Jeremia tamin’ny vahoaka manontolo, hoe:
4 Hoy ireo andriana tamin’ny mpanjaka: “Mba asaivo vonoina ho faty iny lehilahy iny,+ fa manakivy* an’ireo miaramila sisa ato an-tanàna sy ny vahoaka rehetra izany teniny izany. Tsy mitady izay hiadanan’ity firenena ity mantsy iny lehilahy iny, fa izay hahitany loza.”