FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 9:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Tena lehibe ny helokay, hatramin’ny andron’ny razambenay ka hatramin’izao.+ Ary noho ny fahadisoanay, dia navela ho resin’ny mpanjakan’ny tany hafa izahay sy ny mpanjakanay ary ny mpisoronay. Dia novonoina tamin’ny sabatra+ izahay, nentina ho babo,+ norobaina,+ ary nalam-baraka, hoatran’izao androany izao.+

  • Salamo 106:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Tsy nankasitrahan’ny* razambenay tany Ejipta ireo zavatra mahatalanjona nataonao.

      Tsy tadidin’izy ireo fa be fitiavana sy tsy mivadika ianao.

      Nikomy kosa izy ireo teo amin’ny ranomasina, dia ny Ranomasina Mena.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara