FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 27:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Fa nahoana moa ianao sy ny vahoakanao no ho fatin’ny sabatra+ sy ny mosary+ ary ny areti-mandringana,+ araka izay nolazain’i Jehovah hoe hanjo an’izay firenena tsy manaiky hanompo ny mpanjakan’i Babylona?

  • Jeremia 29:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “‘Dia henjehiko amin’ny sabatra+ sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy ireo. Hataoko mihorohoro ny fanjakana rehetra eto an-tany mahita an’izay hanjo azy.+ Hanozona azy ireo ny olona any amin’ny firenena rehetra hanaparitahako azy, sady ho gaga sy hisioka rehefa mahita an’izay hanjo azy,+ ary handatsa azy.+

  • Ezekiela 7:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Sabatra no eny ivelany,+ ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny. Ho fatin’ny sabatra izay eny an-tsaha, ary ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana kosa izay ao an-tanàna.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara