9 Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izay mijanona ato amin’ity tanàna ity. Fa izay mivoaka kosa ka mitolo-batana any amin’ny Kaldeanina, izay manao fahirano anareo, dia tsy ho faty fa ny ainy no ho babony.”’*+
21 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hoatr’izany no hitranga rehefa andefasako sazy efatra*+ i Jerosalema, dia sabatra sy mosary sy bibidia masiaka ary areti-mandringana.+ Amin’izay ho ripaka daholo ny olona sy ny biby ao.+