Ezekiela 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hatsipiko eo aminy ny haratoko, ka ho tratran’ilay harato famandrihana izy.+ Ary hoentiko any Babylona, any amin’ny tanin’ny Kaldeanina izy, saingy tsy hahita an’ilay tany. Any izy no ho faty.+
13 Hatsipiko eo aminy ny haratoko, ka ho tratran’ilay harato famandrihana izy.+ Ary hoentiko any Babylona, any amin’ny tanin’ny Kaldeanina izy, saingy tsy hahita an’ilay tany. Any izy no ho faty.+