FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 40:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nalain’ilay lehiben’ny mpiambina i Jeremia, ka hoy izy taminy: “Efa nilaza i Jehovah Andriamanitrao fa hahatonga an’izao loza izao amin’ity toerana ity.

  • Jeremia 40:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Esoriko anefa izao ny gadra vy amin’ny tananao. Koa raha tianao ny hiaraka amiko ho any Babylona dia andao, fa hikarakara anao aho. Fa raha tsy te hiaraka amiko ho any Babylona kosa ianao, dia afaka mijanona. Jereo fa eo anoloanao ny tany manontolo, ka mandehana any amin’izay rehetra tianao haleha.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara