Jeremia 39:11, 12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nanome baiko momba an’i Jeremia i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona, ka hoy izy tamin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina: 12 “Alaivo izy, dia karakarao. Aza manisy ratsy azy, fa ataovy izay angatahiny aminao.”+
11 Ary nanome baiko momba an’i Jeremia i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona, ka hoy izy tamin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina: 12 “Alaivo izy, dia karakarao. Aza manisy ratsy azy, fa ataovy izay angatahiny aminao.”+