Fitomaniana 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Namoaka ny hatezerany i Jehovah.Nanampatra ny fahavinirany izy.+ Ary mandrehitra afo ao Ziona izy handevonana ny fototra iorenany.+
11 Namoaka ny hatezerany i Jehovah.Nanampatra ny fahavinirany izy.+ Ary mandrehitra afo ao Ziona izy handevonana ny fototra iorenany.+