2 Mpanjaka 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+ Jeremia 39:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany.
22 Notendren’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babylona hiandraikitra ny vahoaka navelany tany Joda+ i Gedalia+ zanak’i Ahikama+ zanak’i Safana.+
10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany.