Levitikosy 19:27, 28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Aza haratana* ny volo eo amin’ny fihirifanareo, ary aza analana ny sisin’ny volombavanareo.*+ 28 “‘Aza didididiana ny vatanareo* rehefa misy olona maty,+ ary aza asiana tombokavatsa* ny tenanareo. Izaho no Jehovah. Deoteronomia 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo. Aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana ny volomasonareo,* rehefa misy maty.+
27 “‘Aza haratana* ny volo eo amin’ny fihirifanareo, ary aza analana ny sisin’ny volombavanareo.*+ 28 “‘Aza didididiana ny vatanareo* rehefa misy olona maty,+ ary aza asiana tombokavatsa* ny tenanareo. Izaho no Jehovah.
14 “Zanak’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo. Aza didididiana ny vatanareo,+ ary aza haratana ny volomasonareo,* rehefa misy maty.+