-
Jeremia 40:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Tatỳ aoriana, dia henon’ny lehiben’ny tafika rehetra tany ambanivohitra sy ny miaramilany, fa notendren’ny mpanjakan’i Babylona hitondra an’ilay tany i Gedalia zanak’i Ahikama. Ren’izy ireo koa hoe izy no notendreny hiandraikitra an’ireo lehilahy sy vehivavy ary ankizy mahantra teo amin’ny vahoaka, izay tsy natao sesitany tany Babylona.+
-