Jeremia 40:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia hoy izy ireo taminy: “Tsy fantatrao angaha fa nirahin’i Balisa mpanjakan’ny Amonita+ i Ismaela zanak’i Netania mba hamono anao ho faty?”+ Tsy nino azy ireo anefa i Gedalia zanak’i Ahikama.
14 Dia hoy izy ireo taminy: “Tsy fantatrao angaha fa nirahin’i Balisa mpanjakan’ny Amonita+ i Ismaela zanak’i Netania mba hamono anao ho faty?”+ Tsy nino azy ireo anefa i Gedalia zanak’i Ahikama.